!

!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le samedi 11 juillet 2009 10:07

!

!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le samedi 04 juillet 2009 16:22

moi!

moi!
!!!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le dimanche 28 juin 2009 06:53

!

Na dia mafy aza ny tsy anilanao,
tsaroako banga izao fiainako eto izao
andro iray tsy hahitako anao
tomany foana no atao
ireo teny mamy tambitamby
rediredy sisa am-poko ao

Miverena fa irery aho
sasa-miandry manina anao
Miverena,ory anao ny foko tia
miverena ka modia

Ianao ilay natenaiko
tsy hivadika na oviana
n'inon'inona ho zakaiko
ianao ilay nitokiana
ary ho fitia mandrakizay
tsy noterena satria
fa safidy ny ho tia
anilanao anie ho doria
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 01 juin 2009 08:18

Modifié le lundi 01 juin 2009 15:25

!

Ny tenako aty fa ny saiko mbola any
Mbola mahatsiaro anao
Tsy te hanadino anao
Maso mikimpy te hahita ilay loko
Te hijery anao
Mbola mahatadidy anao

Mety ho resy ny andro fa ny tena tsy handady
Satria mbola misy miandry any alavitra any
Tsy maintsy hiverina fa miandry ny fandriana mafana
Eo akaikinao

Aza avelanao irery aho na izay eritreritra kely
Natokanao ho antsika
Natokanao ho antsika
Aza avelanao mody aho raha tsy mitondra an'ilay masoandro
Natokako ho anao
Aza avelanao mody

Raha mafy ny ady ka miandry izany ahoana?
Ny foko tsy te hitalaho
Satria mbola misy anao
Masoandro nokendreko ny alahelo manery
Mitady ny herinao aho ao anatiko aho

Tsy hadalan'ity fo na rediredin'ny loha
No nandaozako anao mbola tia
Fa mahatsiaro irery ka raiso an-tanan-droa
Fo mitady anjara masoandro
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le vendredi 29 mai 2009 16:21